|
|
|
|

Teny iditra1  fiofoana
Fototeny  2 ofo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiovana volo, loko: Tsy tiako ny fiofoan' itỳ lamba itỳ
5 Fiovana hoditra amam-bika: Ny fiofoan' ny samoina ho lolo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 décoloration [1.13]

Fivaditsoratra  fiofoana, 7 ifofoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17