Entrée (1/3) | 1 fingotra |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Biologie |
Explications en malgache | 4 (olona) Ilay faritra somary mifintimpitina eo ambonin' ny kitrokely na vozon-tongotra, indraindray ny ranjo mihitsy: Kely fingotra izany raha zazalahy 5 (biby) Ny fe aman-dranjo: Kely ohatra ny fingo-balala. [1.1] |
Explications en anglais | 6 the part of the leg immediately above the ankle. Compare fingana. [1.2] |
Explications en français | 7 partie de la cheville. [Tankarana] [1.19]8 nom de la partie resserrée des membres ; des tarses chez les insectes [1.196] |
Dérivés |
|
Entrée (2/3) | 14 fingotra |
Partie du discours | 15 nom |
Vocabulaire |
16 Botanique |
Explications en malgache | 17 Hazo iray karazana amin' ny mangahazo, saingy lehibe tahatahaka ny foto-manga [1.1] |
Mis à jour le 2023/07/01 |