Entrée filôzôfia
Partie du discours nom
Explications en malgache Fianarana momba ny lalan-kevitry ny sain' ny olombelona ary misahana ny fandinihana momba ny saina amam-panahy, ny fiforonan' ny zavatra misy hitan' ny maso sy ny tsy hita, ary ny mety hisy aza
Fomba ahazoan' ny mpandinika iray na antokon' olona iray an' ireo zavatra sahanin' ny filozofia: Filozofian' i Kant / Filozofia malagasy [1.1]
Explications en français Philosophie [1.13]
Exemples Ahoana kosa izany ny fandraisanao ilay filozofia vazaha hoe ny marina rehetra tsy filaza avokoa? [2.285]
Vocabulaire 
Mots composés 
Titres Filozofia Malagasy (Rahajarizafy Antoine de Padoue)
Origine Anglais: philosophy. Français: philosophie.

Mis à jour le 2023/09/09