Entrée filetsy (letsy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba na toetran' ny zavatra miletsy, izany hoe mietry, miletaka, na milefitra noho ny lanjan' entana entina, na mihena (vidin-javatra) [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31