|
|
|
|

Teny iditra1  filepaka
Fototeny  2 lepaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra na olona milepaka, izany hoe mandringa somary miketraka, na mivaroraka [1.1]

Fivaditsoratra  filepaka, 5 pelafika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12