|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 filelalela |
| Fototeny | 2lelalela |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina milelalela, izany hoe miantaoantso mafy: Mankarenin-tsofina ny filelalelan'ireo ankizy ireo ka roahy any.
5Toetran'ny afo miredareda be: Nahatsiravina ny filelaielan'ny afo tamin'ilay hain-trano. 6Toetran 'ny ambavafo marary ka maimay toy ny mirehitra mihitsy: Marary ny ambavafoko ka tsy tohako ny filelalelany. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|