|
|
|
|

Teny iditra1  filaza
Fototeny  2 laza
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 fomba entina milaza
5 azo lazaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 ce qui doit être dit, manière de dire, version, récit:
7 Maro ny filaza momba izany tantara izany (Il y a plusieurs versions au sujet de cette histoire) [1.3#394]
Ohatra  8  Hatao ahoana no filaza io any an-trano? [2.117]
9  Andriana manitra no filaza ny mpanjaka taloha; [2.285]
10  Jaka no filaza ny fanomezana fentina teto momba ny Robo. [2.245]
11  filazan' olona no nandrenesako izany (J'ai appris cela par la renommée) [1.4]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
13  Tovonana :
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  16  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  17 falazy, filaza

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17