Entrée filatsahana (latsaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fianjerana, firotsahana: Amin' ny filatsahan' ny orana, velombolo ny zavamaniry
Fidinana: Tsy dia sarotra fa ilana fahasahiana ny filatsahana amin' ny elonaina
Firotsahana, fidirana: Filatsahana ho miaramila [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05