|
|
|
|

Teny iditra1  filan' ny nofo
Singan-teny  2 filana, 3 nofo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny fitsiriritan' ny nofo aman-dra; ny fitarihan' ny vatana amin' ny hafaliana tsy voafehin' ny saina amam-panahy ka mampitovy torosy azy amin' ny biby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 lust of the flesh. [1.2]
Voambolana  7  Ontam-po
Tovy hevitra  8 filan-dratsin' ny nofo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12