Entrée filankevitry > filankevitra
Mots élémentaires filana ; hevitra
Partie du discours nom
Explications en malgache Fikambanan' olona vitsivitsy miara-mihevi-draharaha sy manapaka izay hatao: Filan-kevi-bahoaka ~ Filan-kevitra faratam-pon'ny tolom-piavotana [1.1]
 Fikambanan' olona vitsivitsy tendrena na fidina hiara-mihevi-draharaha sy manapaka amin' ny fitantanana na ny mpitondra na ny filoha [1.62]
 Toerana atonina hanontanian-javatra rehefa misy manahirana na mahaliana [1.64]
Explications en français Accueil, renseignements [1.64]
Exemples 
1Mbola manohy ny asany ara-dalàna ve anefa io Filankevitra io? [4.27]
2Amin' izany izy, dia ampian' ny Filankevitra Ambony momba ny Mpitsara izay izy no Filohany. [1.320]
Morphologie 
Simple : filankevitra, filankevitro, filankevitrao, filankeviny, filankevitsika, filankevitray, filankevitrareo, filankevitr', filankevi-, filankevitry
Préfixée : -pilankevitra, -pilankevitro, -pilankevitrao, -pilankeviny, -pilankevitsika, -pilankevitray, -pilankevitrareo, -pilankevitr', -pilankevi-, -pilankevitry
Mots composés 
Autres orthographes