|
|
|
|

Teny iditra1  filangalanga
Fototeny  2 langalanga
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra na olona milangalanga, izany hoe miteronterona amin' ny toerana avo, miringiringy, miavonavona, mianjonanjona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12