|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fila |
| Fototeny | 2 ila |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba enti-mila
5 Zavatra ilaina matetika: Zavatra filan'ny mpandrafitra ny tantanana [1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 6 madiofila |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 8 fila |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 tany azo tamin'ny asan'ny tena samy irery
[Taisaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 propriété foncière résultant du travail personnel
[Taisaka]
[1.82] |
| Teny iditra (3/3) | 12 fila |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 vato
[Taimoro]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 15 faly, Faly, fila, 16 lafy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|