|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1 ; fikolokoloana
Fototeny  2 kolokolo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fikarakarana, fitandremana fatratra sy fanaovana izay hahasoa lalandava; fikojakojana, fikalakalana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 traitement, soins [1.13]
Voambolana  6  Fahasalamana

Teny iditra (2/2) 7 ; fikolokoloana
Fototeny  8 kolokolo
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Fiantsoana (ny vorontsiloza) [1.1]
Voambolana  11  Toe-karena: fiompiana 12  Feo

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04