|
|
|
|

Teny iditra1  fikofohana
Fototeny  2 kofoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fihetsehana tsy mahapetraka amin' ny misy ny tena, fihetsehana manao izay hialana, fihetsehana miasa tena [1.1]

Fivaditsoratra  5 fifanohoka, fikofohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12