|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fikizoana |
| Fototeny | 2 kizo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ny fahalatsahana anatin' ny fahantrana, ny fahalaniam-pananana
5 Ny fandehanana indray maka alohan' ny hahafatesana (fanorona) [1.1] |
| Voambolana | 6 Kilalao |
| Fivaditsoratra | fikizoana, 7 fikoizana, 8 fizokiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|