|
|
|
|

Teny iditra1  fikija
Fototeny  2 kija
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba na toetran' ny orana milatsaka tsy misy fiatoana: Odre! itỳ fikijan' ny orana! [1.1]
Voambolana  5  Haitoetrandro

Fivaditsoratra  6 fikajy, fikija

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12