|
|
|
|

Teny iditra1 fikatso
Fototeny  2katso
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mampiady, mampisaraka ny mpifankatia, manimba ny fihavanana. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fikatso, 6 fitsako, 7 fitsoka, 8 fokatsy, 9 kafotsy, 10 tsakofy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12