Entrée fikatrohana (katroka)
Partie du discours nom
Définition malgache Fipohana, fidonana: Nahatsiravina ny fikatrohan' ilay fiarakodia tamin' ny tamboho rary vato
¶ Fiadiana, fikaonana: Tsy nahajery ny fikatrohan' ny tafika roa tonta, hono, izy
¶ Fiasana, fianarana amim-pilofosana: Ny fikatrohan' ny mpianatra rehefa akaiky ny fanadinana [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31