|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fikasihana |
| Fototeny | 2 kasika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fampandalovana ny tanana amin' ny..., fisafosafoana
[1.1] |
| Ohatra |
5 Mifindra amin'ny alalan'ny fikasihana ilay hoditra voany na akanjo na lambam-pandriana izany.
[2.424#]
|
| Kamban-teny rehetra | 6 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 7 fikasihana |
| Fototeny | 8 kasika |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Hazo lavalava kely misy vombon-tsoavaly nohenjanina, izay akasika somary tarihina amin' ny tadin-dokanga ka mampipararetra azy ary dia mampaneno ny lokanga
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 Fer à souder, archet de violon
[1.3#169] |
| Tovy hevitra | 12 fikasihandokanga |
| Fivaditsoratra | fikasihana, 13 fikisahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|