|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fikarohana |
| Fototeny | 2 karoka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fitadiavana fatratra: Tsy hainao vinanina ny fikarohako satroka bonetra eran' ny mangazay
5 Fitadiavana, fisavana, fanaovana savahao: Naharitra an-taonany ny fikarohana an' i Rainivoanjo 6 Fandinihana ela sy mafy: Taorian' ny fikarohana nataon' i Pasteur no nahalalana betsaka momba ny mikraoby [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 l'action de fouiller, de scruter, de chercher,
8 l'instrument, le lieu [1.3] 9 recherche [1.13] |
| Kamban-teny rehetra | 10 fikarohana ny aretina |
| Fivaditsoratra | fikarohana, 11 fikorahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|