|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fikantsona |
| Fototeny | 2 kantsona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ny feo heno rehefa milatsaka ao anatin' ny siny fiterena ny rononon' omby terena
[1.1] |
| Voambolana | 5 Feo |
| Fivaditsoratra | fikantsona, 6 tsinkafona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|