Entrée fikajakajana (kajakaja)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fikarakarana, fanolokoloana, famboarana, fitandremana: Ny fikajakajanareo ny biby sy ny toerany no mampahomby ny fiompianareo [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31