|
|
|
|

Teny iditra1  fijojoana
Fototeny  2 jojo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fisosana moramora misononoka, fandehanana mizotra tsara, filatsahan' ny orana moramora mikararana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12