|
|
|
|

Teny iditra1  fijejojejo
Fototeny  2 jejojejo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mijejojejo, izany hoe mampiseho toetra tsy dia maotona loatra na amin' ny fihetsika na amin' ny fitafy mba hisintonana ny mason' ny olona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 la légèreté [1.3#294]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12