|
|
|
|

Teny iditra 1  fihirifana
Fototeny  2 hirika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Faritra amin' ny ilan' ny loha an-daniny sy andaniny avy, voafaritry ny maso, ny sofina ary ny takolaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 The temples or the back of the ear [1.2]
Voambolana  6  Haiaina
Mpanahaka  7  heringerina
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fihirifana

Fivaditsoratra  9 fifihirana, fihirifana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19