|
|
|
|

Teny iditra1  fihevo
Fototeny  2 hevo
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba enti-mihevo
5 Azo hevoina: Efa fihevo izao ny tanimboly [1.1]
Ohatra  6  Fitarika fihevo telo no mamadika an-Ambohibe, ary Vazaha no mibaiko ny mpiasa. [2.472#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12