|
|
|
|

Teny iditra1  fihevitra
Fototeny  2 hevitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba fahazoana, fandraisana: Manao ahoana no fihevitrao itỳ raharaha iỳ? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Ce à quoi on pense, ce qu’on examine, manière de penser:
6 Manao ahoana no fihevitrao izany raharaha izany? (Que pensez-vous de cette affaire?) [1.3#243]
Ohatra  7  Efa nanjary manavia aza ny fihevitra sy fiteny izany. [2.296#]
8  Mifototra eo avokoa na ny fihevitra na ny fihetsika na ny fomba rehetra. [2.298#]
9  Lazao izay mahalesoka izany fihevitra izany raha fanambadiana no resahina. [2.314#]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17