Entrée | 1 fihetsika (hetsika) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fomba fandeha: Mihodinkodina amin' ny tenany ihany no fihetsiky ny tany [1.1] 4 Fanao: Tsy azoazoko ny fihetsik' iny Rangahy iny [1.1] |
Explications en français |
5 Comportement, attitude, mobilité [1.13] |
Exemples |
6 Misarika ny mpitatitra izany fihetsika izany. [2.445#] 7 Sady amin' izay mihaja fihetsika sy maotimaotina ery. [2.4#] 8 Misy heviny roa samy hafa ny fanaovana io fihetsika io; [1.519#] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 11 fihetsika, fitsikeha |
Mis à jour le 2023/06/27 |