|
|
|
|

Teny iditra1  figabaka
Fototeny  2 gabaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba na fisehoan' ny rano migabaka, toetran' ny toerana feno rano:
5 Tsy hita velively ny figabaky ny rano tamin' ny tondra-drano farany tao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 L'état de ce qui a beaucoup d'eau [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17