|
|
|
|

Teny iditra1  fifoterana
Fototeny  2 fotitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiverenana amin' ny tena indray ny nataon' ny tena tamin' ny hafa:
5 Namono an' io bibilava io ianao, nefa tsy nahafaty azy: tandremo ny fifoterany aminao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 L’action de se mettre dans un sens opposé, de se retourner contre, l’interversion, le renversement, l’inceste [1.3#189]
Ohatra  7  Teny miainga avy amin' ny fifoterana amin' ny olom-pady na zavatra tsy tokony hatao mihitsy no heno amin' izany. [1.519#]

Fivaditsoratra  8 fiforetana, fifoterana, 9 firefotana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17