|
|
|
|

Teny iditra 1  fifanakalozana
Fototeny  2 takalo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 échange, transaction [1.13]
Ohatra  5  Ny tsara indrindra hoy izy ireo dia ny fifanakalozana. [2.445#85]
6  Tsy fantatro izay "asa rehetra" tondroiny amin' izany, fa raha nisy fifanakalozana azo atao, inoako fa ho nivadi-dela haingana ireny olona ireny. [2.472#21]
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fifanakalozana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26