|
|
|
|

Teny iditra1  fifanakalozana
Fototeny  2 takalo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 échange, transaction. [1.13]
Ohatra  5  Ny tsara indrindra hoy izy ireo dia ny fifanakalozana. [2.445]
6  Tsy fantatro izay "asa rehetra" tondroiny amin' izany, fa raha nisy fifanakalozana azo atao, inoako fa ho nivadi-dela haingana ireny olona ireny. [2.472]
Kamban-teny rehetra  7 fifanakalozan-kevitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09