Entrée fifampiheverana (hevitra)
Partie du discours nom
Exemples Tamiko, tsy fantatro intsony izay endriky ny fifampiheveranay. [2.4]
Morphologie 
Simple : fifampiheverana, fifampiheverako, fifampiheveranao, fifampiheverany, fifampiheverantsika, fifampiheveranay, fifampiheveranareo, fifampiheveran', fifampiheveran-, fifampiheveram-, fifampihevera-
Préfixée : -pifampiheverana, -pifampiheverako, -pifampiheveranao, -pifampiheverany, -pifampiheverantsika, -pifampiheveranay, -pifampiheveranareo, -pifampiheveran', -pifampiheveran-, -pifampiheveram-, -pifampihevera-

Mis à jour le 2020/07/31