|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fiedinedina |
| Fototeny | 2 edinedina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny olona miedinedina, izany hoe mampiseho fireharehana amin' ny fientanentan' ny fandeha sy ny loha
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|