Entrée fidirana (iditra)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Asa atao rehefa miditra: Sarotra ny fidirana amin' io fikambanana io
¶ Toerana voatokana hidirana, izany hoe hitsofohana amin' ny toerana iray, trano, saha: Itỳ no fidirana ato amin' ny saha
¶ Vola aloa amin' ny fijerena fampisehoana na fandraisana anjara amin' ny lanonana iray: Ohatrinona ny fidirana amin' ity rindran-kira itỳ?
  [SLP 1986] fitsofohana
Explications en anglais  [Richardson 1885] an entrance.
Explications en français  [SLP 1986] entrée, admission, pénétration
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Ravelomanana: Lalana, page 28] Natao ny fanadinana fidirana tao amin' ny sekoly.
2 [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 217] ary nanome fidirana hoan'ny olona maro mba ho be no ho tonga;
Citations 
Illustrations 

Mis à jour le 2022/04/13