|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  fidiny
Fototeny  2 fidy
Sokajin-teny  3  anarana fid sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy  4 his choice, her choice, their choice [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 son choix, leur choix [3.1]
Ohatra  6  ary tamin' izany dia hita ny mety ho fidiny. [2.48#319]

Teny iditra (2/2) 7  fidiny
Fototeny  8 fidy
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny iharana fidina sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy  10 chosen by him / her / them [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 choisi par lui / elle / eux [3.1]
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  fidiny, 13 finidy

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26