Entrée |
fidinana
(idina)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Asa atao rehefa midina, izany hoe rehefa mankamin' ny toerana ivaiva kokoa: Mahasalama ny olona sasany ny fidinana any amoron-dranomasina. Sarotsarotra ny fidinana amin' itỳ fiara itỳ Lalana midina mitsontsorika mankamin' ny toerana ambany: Mitandrema tsara amin' ny fidinana fa malama ny lalana [1.1]
|
Explications en français | L’action de descendre, la descente [1.3]
|
Exemples |
1 | Mahafinaritra mihitsy ny hitaingina kalesy atsy amin' ny fidinana avara-tanàna.
[2.332]
|
2 | Ny ampitson' iny fidinana tany Ampangambe iny vao nanohy ny diany I Feno sy Donga.
[2.472]
|
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|