|
|
|
|

Teny iditra1  fidaondaonana
Fototeny  2 daondaona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitenenana feno avona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L'action de parler insolemment [1.3]

Fivaditsoratra  6 fiadonadonana, fidaondaonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12