|
|
|
|

Teny iditra1  fidanihana
Fototeny  2 danika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Famelezan' ny herin' ny hainandro; fitaninana afo, famindroana akaikin' ny afo: Hiditra aho fa tsy tohako ny fidanihan' ny hainandro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L'action de se chauffer [1.3]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
7  Tovonana :
Tovy hevitra  8 fidanika

Fivaditsoratra  9 andifihana, fidanihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12