|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fidanadanana |
| Fototeny | 2 danadana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fivohana tanteraka (varavarana, vavahady): Ny fidanadanan' ny vavahady no nahafahan' ny omby nivoaka
5 Fisokafana manontolo: Maha-te-hidera ny fidanadanon' ny fon' ny olona be antra [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 L'état de ce qui est ouvert
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|