Entrée fibarana
Partie du discours nom
Définition malgache  [Bezanozano] antsibe [Rakotosaona 1972]
 Karazan' antsy lava taho, mifaingo-doha ny lelany, ampiasaina hikapana herana, zozoro [Rajemisa 1985]
 karazan' antsy lava taho sahala amin' ny kalaza, saingy ety sy lavalava kokoa ary mifaingo-doha ny lelany [Andraina: Mitaraina page 180]
Vocabulaire 

2013/11/22