|
|
|
|

Teny iditra 1  fiavy
Fototeny  2 avy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fahatongavana: Indraindray tsy fantatra akory ny fiavin' ny rivo-doza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 manière de venir, d’arriver [1.5]
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fiavy

Fivaditsoratra  fiavy, 7 fiiva

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04