|
|
|
|

Teny iditra1  fialamboly
Singan-teny  2 fiala, 3 voly
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fanalana disadisa, fanaovana izay mba hampahafinaritra ny tena rehefa avy nilofo niasa: Ny fijerena sarimihetsika no mba fialam-bolinay isaky ny asabotsy hariva [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 loisir [1.13]
Ohatra  7  Ny kilalao anie sady natao ho fialamboly no natao hianaran-javatra koa. [2.445#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12