|
|
|
|

Teny iditra1  fenjaina
Fototeny  2 fenja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Gejana, fiazana: Nofenjainy ny tanako ka sosotra aho
5 Tazonina tsy handehandeha, tsy hikofoka, giazana: Fenjao ao am-pahitra ao ireo omby ireo fa be, hono, ny mpangalatra omby [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10 fenjana

Fivaditsoratra  fenjaina, 11 ifenjana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12