|
|
|
|

Teny iditra1  fempina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 feno, tampina [Taimoro] [1.78]
4 Tampina, tsentsina, tsy misy hivoahana: Fempina ny arabe fa nisy lozam-piarakodia nitronga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 stopped, impeded, suspended, filled, as a river by sand. See tampina. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  fempina, 16 mpanefy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17