|
|
|
|

Teny iditra1  fehin-tsatroka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  3 [satroka, a hat.] A hat-band. Used of all kinds. [1.2]
Ohatra  4  Ny satrony very tany amin' izay nahaverezany tany, ka ny lambarano irain-jehy saika hataony fehintsatroka dia nafehiny ny lohany, noho izany dia nisaron-doha lambarano koa izy. [2.285#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12