|
|
|
|

Teny iditra 1  fehana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazam-bero fanaovana vovo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a tall grass. Same as verofehana [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 [Betsileo] Nom donné à plusieurs grandes Poaceae, l'une spontanée et envahissante : Imperata cylindrica (L.) P. Beauv., les autres cultivées comme plantes à essence : Cymbopogon flexuosus (Nees et Steud.) Will. Watson et Vetiveria zizanioides (L.) Nash (Poaceae). Ces dernières sont souvent plantées comme bordure dans les jardins, pour retenir les terres. [1.196]
Voambolana  6  Haizavamaniry: ahitra
Tovy hevitra  7 fiahana, verofehana
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fehana
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  12 fañahe, fehana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04