|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fatritra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ratsy fiaina, tsy tsara toetra, tsy maotina:
4 Fatritran' olona ilay zazalahy iny, anaka, ka fadio ny miaraka aminy [1.1] |
| Mpanahaka | 5 batritra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|