|
|
|
|

Teny iditra1  fatoriana
Fototeny  2 tory
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fahalatsahana ao anatin' ny torimaso:
5 Nandritrany fatorian' ny mpiambina no nandosiran' ilay gadra
6 Toerana na zavatra andriana: Mafy loatra izany fatoriana izany ka marary ny lamosiko [1.1]
Ohatra  7  Ao amin' io efitra io no fatorian' I Manana sy Feno. [2.472]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
9  Tovonana :
Kamban-teny rehetra  10 hôtely fatoriana

Fivaditsoratra  11 fatoriana, 12 firaotana, 13 firoatana, 14 ifatorana, 15 tafaorina, 16 tafariona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13