Entrée fatambary
Partie du discours nom
Définition malgache (fiovan' ny hoe fatram-bary) Kapoaka na harona kely amarana ny vary arotsaka: Vary indimin' ny fatambary arotsaka, ry Bozy a [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise (fatam-bary) A very small basket for measuring rice. [Richardson 1885]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31